# ny tompon-trosa Olona izay mampindram-bola amin'olona hafa ka manantena an'ilay olona fa hamerina ny vola aminy # handroba "mangalatra" # Aoka ho fongotra ny zanany; ary aoka ny anarany ho vonoina amin'ny taranaka mandimby Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy an'ireo zanany ho ringana. # aoka ny anarany ho vonoina amin'ny taranaka Eto ny hevitry ny hoe tsy misy hitondra ny anaran'ny fianakaviana dia lazaina toy ny hoe "ho voafafa ny anaran'izy ireo." DH: "aoka tsy hisy hitondra ny anarany"