plt_tn/psa/106/040.md

359 B

Ka dia tezitra tamin'ny olony i Yaveh ... tsy norarahiany ny vahoakany

"Ka dia tezitra tamin'ny olony i Yaveh ka tsy niraharaha azy ireo"

Nomeny ho eny an-tanan'ireo firenena izy ireo

Eto ny "tanana" dia manondro fahefana na fifehezana. DH: "Navelan'Andriamanitra hifehy azy ireo ny firenena"

izay nankahala azy ireo

"olona izay nakahala azy ireo"