plt_tn/psa/106/040.md

12 lines
359 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ka dia tezitra tamin'ny olony i Yaveh ... tsy norarahiany ny vahoakany
"Ka dia tezitra tamin'ny olony i Yaveh ka tsy niraharaha azy ireo"
# Nomeny ho eny an-tanan'ireo firenena izy ireo
Eto ny "tanana" dia manondro fahefana na fifehezana. DH: "Navelan'Andriamanitra hifehy azy ireo ny firenena"
# izay nankahala azy ireo
"olona izay nakahala azy ireo"