# Ka dia tezitra tamin'ny olony i Yaveh ... tsy norarahiany ny vahoakany "Ka dia tezitra tamin'ny olony i Yaveh ka tsy niraharaha azy ireo" # Nomeny ho eny an-tanan'ireo firenena izy ireo Eto ny "tanana" dia manondro fahefana na fifehezana. DH: "Navelan'Andriamanitra hifehy azy ireo ny firenena" # izay nankahala azy ireo "olona izay nakahala azy ireo"