plt_tn/psa/106/032.md

554 B

Meriba

Toerana io.

nijaly Mosesy noho izy ireo

Nijaly Mosesy noho ny fahotan'ny vahoaka. Eto ny teny "izy ireo" dia mpisolotena ho an'ny vahoaka ary sarinteny manondro ny fahotan'izy ireo. DH: "nijaly noho ny fihetsik'izy ireo"

nefa izy ireo niharoharo tamin'ireo firenena maro

Eto Davida dia miteny ny vahoaka mifampanambady amin'ny vehivavy avy amin'ny firenen-kafa ho "miharoharo" amin'izy ireo. DH: "nefa mifangaro anaty fampakarana amin'ireo firenen-kafa izy ireo"

izay tonga fandrika ho azy ireo

tonga fandrika ho azy ireo ny sampy.