plt_tn/psa/106/032.md

16 lines
554 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Meriba
Toerana io.
# nijaly Mosesy noho izy ireo
Nijaly Mosesy noho ny fahotan'ny vahoaka. Eto ny teny "izy ireo" dia mpisolotena ho an'ny vahoaka ary sarinteny manondro ny fahotan'izy ireo. DH: "nijaly noho ny fihetsik'izy ireo"
# nefa izy ireo niharoharo tamin'ireo firenena maro
Eto Davida dia miteny ny vahoaka mifampanambady amin'ny vehivavy avy amin'ny firenen-kafa ho "miharoharo" amin'izy ireo. DH: "nefa mifangaro anaty fampakarana amin'ireo firenen-kafa izy ireo"
# izay tonga fandrika ho azy ireo
tonga fandrika ho azy ireo ny sampy.