# Meriba Toerana io. # nijaly Mosesy noho izy ireo Nijaly Mosesy noho ny fahotan'ny vahoaka. Eto ny teny "izy ireo" dia mpisolotena ho an'ny vahoaka ary sarinteny manondro ny fahotan'izy ireo. DH: "nijaly noho ny fihetsik'izy ireo" # nefa izy ireo niharoharo tamin'ireo firenena maro Eto Davida dia miteny ny vahoaka mifampanambady amin'ny vehivavy avy amin'ny firenen-kafa ho "miharoharo" amin'izy ireo. DH: "nefa mifangaro anaty fampakarana amin'ireo firenen-kafa izy ireo" # izay tonga fandrika ho azy ireo tonga fandrika ho azy ireo ny sampy.