plt_tn/psa/106/026.md

12 lines
435 B
Markdown

# nanangana ny tanany Izy
Ny teny "...ny" dia manondro an'i Yaveh. Ary koa, fomba ny nanangan-tanana rehefa nianiana.
# hampiely ny taranak'izy ireo ... any amin'ny tany hafa
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. DH: "ary hanao ny taranak'izy ireo honina any amin'ny tany hafa Izy"
# hampiely
Izany dia midika hoe mampiparitaka na mampizarazara zavatra.