plt_tn/psa/106/026.md

435 B

nanangana ny tanany Izy

Ny teny "...ny" dia manondro an'i Yaveh. Ary koa, fomba ny nanangan-tanana rehefa nianiana.

hampiely ny taranak'izy ireo ... any amin'ny tany hafa

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. DH: "ary hanao ny taranak'izy ireo honina any amin'ny tany hafa Izy"

hampiely

Izany dia midika hoe mampiparitaka na mampizarazara zavatra.