# nanangana ny tanany Izy Ny teny "...ny" dia manondro an'i Yaveh. Ary koa, fomba ny nanangan-tanana rehefa nianiana. # hampiely ny taranak'izy ireo ... any amin'ny tany hafa Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. DH: "ary hanao ny taranak'izy ireo honina any amin'ny tany hafa Izy" # hampiely Izany dia midika hoe mampiparitaka na mampizarazara zavatra.