plt_tn/psa/105/043.md

755 B

Notarihiny ny vahoaka ... tamin'ny hiakam-pandresena ny olom-boafidiny

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa faly ny vahoakan'Andriamanitra raha notarihiny nivoaka an'i Egypta. Nihiaka am-pifaliana ny vahoaka. DH: "Notarihany nivoaka tamin'ny hiakam-pifaliana sy fandresena ny vahoaka voafidiny"

ny olom-boafidiny

Eto ny "voafidy" dia manondro ny vahoaka voafidin'i Yaveh. DH: "ny vahoaka voafidiny"

fandresena

"fankalazana" na "fifaliana"

hitandremany ny didiny sy hankatoavany ny lalàny

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. "Mitandrina" ny didiny midika mankatoa Azy. DH: "mankatoa ny didy aman-dalàny"