# Notarihiny ny vahoaka ... tamin'ny hiakam-pandresena ny olom-boafidiny Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa faly ny vahoakan'Andriamanitra raha notarihiny nivoaka an'i Egypta. Nihiaka am-pifaliana ny vahoaka. DH: "Notarihany nivoaka tamin'ny hiakam-pifaliana sy fandresena ny vahoaka voafidiny" # ny olom-boafidiny Eto ny "voafidy" dia manondro ny vahoaka voafidin'i Yaveh. DH: "ny vahoaka voafidiny" # fandresena "fankalazana" na "fifaliana" # hitandremany ny didiny sy hankatoavany ny lalàny Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. "Mitandrina" ny didiny midika mankatoa Azy. DH: "mankatoa ny didy aman-dalàny"