plt_tn/psa/105/043.md

16 lines
755 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Notarihiny ny vahoaka ... tamin'ny hiakam-pandresena ny olom-boafidiny
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa faly ny vahoakan'Andriamanitra raha notarihiny nivoaka an'i Egypta. Nihiaka am-pifaliana ny vahoaka. DH: "Notarihany nivoaka tamin'ny hiakam-pifaliana sy fandresena ny vahoaka voafidiny"
# ny olom-boafidiny
Eto ny "voafidy" dia manondro ny vahoaka voafidin'i Yaveh. DH: "ny vahoaka voafidiny"
# fandresena
"fankalazana" na "fifaliana"
# hitandremany ny didiny sy hankatoavany ny lalàny
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. "Mitandrina" ny didiny midika mankatoa Azy. DH: "mankatoa ny didy aman-dalàny"