plt_tn/psa/105/024.md

654 B

Nampamokatra ny vahoakany Yaveh

Ny mpanoratra miteny ny fitomboan'Israely toy ny hoe zava-maniry izay mamokatra voa marobe izy ireo. "Nampitombo be ny isan'ny vahoakany Andriamanitra"

nankahala ny vahoakany, mba hampijaly ireo mpanompony

"nankahala ny vahoakany sy nampijaly ireo mpanompony"

Nanatanteraka ireo famantarany izy ireo ... ireo fahagagany tao amin'ny tanin'i Hama

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. DH: "Nanatanteraka ireo fahagagan'Andriamanitra tany Egypta tamin'ireo taranak'i Hama i Mosesy sy Arona"

ireo fahagagany

"ary nanatanteraka ireo fahagagany izy ireo"