plt_tn/psa/105/024.md

16 lines
654 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nampamokatra ny vahoakany Yaveh
Ny mpanoratra miteny ny fitomboan'Israely toy ny hoe zava-maniry izay mamokatra voa marobe izy ireo. "Nampitombo be ny isan'ny vahoakany Andriamanitra"
# nankahala ny vahoakany, mba hampijaly ireo mpanompony
"nankahala ny vahoakany sy nampijaly ireo mpanompony"
# Nanatanteraka ireo famantarany izy ireo ... ireo fahagagany tao amin'ny tanin'i Hama
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. DH: "Nanatanteraka ireo fahagagan'Andriamanitra tany Egypta tamin'ireo taranak'i Hama i Mosesy sy Arona"
# ireo fahagagany
"ary nanatanteraka ireo fahagagany izy ireo"