# Nampamokatra ny vahoakany Yaveh Ny mpanoratra miteny ny fitomboan'Israely toy ny hoe zava-maniry izay mamokatra voa marobe izy ireo. "Nampitombo be ny isan'ny vahoakany Andriamanitra" # nankahala ny vahoakany, mba hampijaly ireo mpanompony "nankahala ny vahoakany sy nampijaly ireo mpanompony" # Nanatanteraka ireo famantarany izy ireo ... ireo fahagagany tao amin'ny tanin'i Hama Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. DH: "Nanatanteraka ireo fahagagan'Andriamanitra tany Egypta tamin'ireo taranak'i Hama i Mosesy sy Arona" # ireo fahagagany "ary nanatanteraka ireo fahagagany izy ireo"