plt_tn/psa/105/012.md

20 lines
548 B
Markdown

# Fampifandraisana ny fotokevitra:
Ny mpanao salamo manoratra momba an'Israely
# fony mbola vitsy an'isa izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny Israelita.
# sady mpivahiny tao amin'ny tany
Izany midika fa "ny tany" dia manondro an'i Kanana. DH: "sady vahiny tao amin'ny tany Kanana"
# Nivezivezy izy ireo
"Nitohy nirenireny izy ireo"
# tany amin'ny firenena mankany amin'ny firenena ary avy any amin'ny fanjakana mankany amin'ny iray hafa
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana.