# Fampifandraisana ny fotokevitra: Ny mpanao salamo manoratra momba an'Israely # fony mbola vitsy an'isa izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ny Israelita. # sady mpivahiny tao amin'ny tany Izany midika fa "ny tany" dia manondro an'i Kanana. DH: "sady vahiny tao amin'ny tany Kanana" # Nivezivezy izy ireo "Nitohy nirenireny izy ireo" # tany amin'ny firenena mankany amin'ny firenena ary avy any amin'ny fanjakana mankany amin'ny iray hafa Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana.