plt_tn/psa/105/012.md

548 B

Fampifandraisana ny fotokevitra:

Ny mpanao salamo manoratra momba an'Israely

fony mbola vitsy an'isa izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ny Israelita.

sady mpivahiny tao amin'ny tany

Izany midika fa "ny tany" dia manondro an'i Kanana. DH: "sady vahiny tao amin'ny tany Kanana"

Nivezivezy izy ireo

"Nitohy nirenireny izy ireo"

tany amin'ny firenena mankany amin'ny firenena ary avy any amin'ny fanjakana mankany amin'ny iray hafa

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana.