plt_tn/psa/105/009.md

329 B

fanekena izay nataony tamin'i Abrahama ... ny fianianany tamin'i Isaka

Ireo andianteny roa "ny fanekena" sy "ny fianianana" ireo dia manondro fampanantenana mitovy izay nataon'i Yaveh ho an'ny vahoakany.

ny fianianany tamin'i Isaka

Mety hanampy kokoa ny manisy ireo teny tsy ampy. DH: "ny fianianany izay nomeny an'Isaka"