# fanekena izay nataony tamin'i Abrahama ... ny fianianany tamin'i Isaka Ireo andianteny roa "ny fanekena" sy "ny fianianana" ireo dia manondro fampanantenana mitovy izay nataon'i Yaveh ho an'ny vahoakany. # ny fianianany tamin'i Isaka Mety hanampy kokoa ny manisy ireo teny tsy ampy. DH: "ny fianianany izay nomeny an'Isaka"