plt_tn/psa/105/009.md

8 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fanekena izay nataony tamin'i Abrahama ... ny fianianany tamin'i Isaka
Ireo andianteny roa "ny fanekena" sy "ny fianianana" ireo dia manondro fampanantenana mitovy izay nataon'i Yaveh ho an'ny vahoakany.
# ny fianianany tamin'i Isaka
Mety hanampy kokoa ny manisy ireo teny tsy ampy. DH: "ny fianianany izay nomeny an'Isaka"