plt_tn/psa/105/004.md

24 lines
559 B
Markdown

# Mitadiava an'i Yaveh sy ny heriny
Ny "mitady ny herin'i Yaveh" dia midika mangataka Azy hampatanjaka anao.
# Tadidio
"Tsarovy"
# ireo fahagagany sy
Mety hanampy kokoa ny manisy ireo teny tsy ampy. DH: "tsarovy ireo fahagagany sy"
# ireo lalàny avy ao am-bavany
Eto ny "vava" dia manondro an'ireo zavatra izay nolazainy. DH: "lalàna izay efa nolazainy"
# ianareo taranak'i Abrahama ... ianareo vahoakan'i Jakoba
Ny mpanoratra miteny amin'ny Israelita, miantso azy ireo amin'ireo anarana ireo.
# Abrahama mpanompony
"Abrahama, mpanompon'i Yaveh"