# Mitadiava an'i Yaveh sy ny heriny Ny "mitady ny herin'i Yaveh" dia midika mangataka Azy hampatanjaka anao. # Tadidio "Tsarovy" # ireo fahagagany sy Mety hanampy kokoa ny manisy ireo teny tsy ampy. DH: "tsarovy ireo fahagagany sy" # ireo lalàny avy ao am-bavany Eto ny "vava" dia manondro an'ireo zavatra izay nolazainy. DH: "lalàna izay efa nolazainy" # ianareo taranak'i Abrahama ... ianareo vahoakan'i Jakoba Ny mpanoratra miteny amin'ny Israelita, miantso azy ireo amin'ireo anarana ireo. # Abrahama mpanompony "Abrahama, mpanompon'i Yaveh"