plt_tn/psa/105/004.md

559 B

Mitadiava an'i Yaveh sy ny heriny

Ny "mitady ny herin'i Yaveh" dia midika mangataka Azy hampatanjaka anao.

Tadidio

"Tsarovy"

ireo fahagagany sy

Mety hanampy kokoa ny manisy ireo teny tsy ampy. DH: "tsarovy ireo fahagagany sy"

ireo lalàny avy ao am-bavany

Eto ny "vava" dia manondro an'ireo zavatra izay nolazainy. DH: "lalàna izay efa nolazainy"

ianareo taranak'i Abrahama ... ianareo vahoakan'i Jakoba

Ny mpanoratra miteny amin'ny Israelita, miantso azy ireo amin'ireo anarana ireo.

Abrahama mpanompony

"Abrahama, mpanompon'i Yaveh"