plt_tn/psa/105/001.md

523 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

antsoy ny anarany ... Mireharehava amin'ny anarany masina

Eto ny "anarana" dia maneho an'i Yaveh. DH: "antsoy Izy ... Mireharehava amin'i Yaveh

ireo firenena

Izany dia manondro an'ireo olona any amin'ireo firenena. DH: "ireo olona any amin'ireo firenena"

aoka hifaly ny fon'izay mitady an'i Yaveh

Eto "ny fo" dia maneho an'ilay olona izay mitady an'i Yaveh. DH: "aoka ny olona izay mitady an'i Yaveh hifaly"