# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # antsoy ny anarany ... Mireharehava amin'ny anarany masina Eto ny "anarana" dia maneho an'i Yaveh. DH: "antsoy Izy ... Mireharehava amin'i Yaveh # ireo firenena Izany dia manondro an'ireo olona any amin'ireo firenena. DH: "ireo olona any amin'ireo firenena" # aoka hifaly ny fon'izay mitady an'i Yaveh Eto "ny fo" dia maneho an'ilay olona izay mitady an'i Yaveh. DH: "aoka ny olona izay mitady an'i Yaveh hifaly"