plt_tn/psa/105/001.md

16 lines
523 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# antsoy ny anarany ... Mireharehava amin'ny anarany masina
Eto ny "anarana" dia maneho an'i Yaveh. DH: "antsoy Izy ... Mireharehava amin'i Yaveh
# ireo firenena
Izany dia manondro an'ireo olona any amin'ireo firenena. DH: "ireo olona any amin'ireo firenena"
# aoka hifaly ny fon'izay mitady an'i Yaveh
Eto "ny fo" dia maneho an'ilay olona izay mitady an'i Yaveh. DH: "aoka ny olona izay mitady an'i Yaveh hifaly"