plt_tn/psa/104/029.md

573 B

manafina ny tavanao

Izany dia midika fa tsy mijery azy ireo na mihaino azy ireo Yaveh. DH: "rehefa tsy mijery azy ireo Ianao" na "rehefa mandingana azy ireo Ianao"

hody vovoka

Izany dia midika fa simba ny vatan'izy ireo ary tonga ho tany indray. DH: "ho simba ny vatan'izy ireo ka hody amin'ny tany"

Rehefa mandefa ny Fanahinao Ianao

Izany dia manondro ny Fanahiny izay nirahina hanome fiainana ho an'ireo zava-boahary.

voahary izy ireo

Ny fanahin'i Yaveh no nahary azy ireo.

hanavao ny tany indray Ianao

"hahatonga ny tany ho feno fiainam-baovao Ianao"