# manafina ny tavanao Izany dia midika fa tsy mijery azy ireo na mihaino azy ireo Yaveh. DH: "rehefa tsy mijery azy ireo Ianao" na "rehefa mandingana azy ireo Ianao" # hody vovoka Izany dia midika fa simba ny vatan'izy ireo ary tonga ho tany indray. DH: "ho simba ny vatan'izy ireo ka hody amin'ny tany" # Rehefa mandefa ny Fanahinao Ianao Izany dia manondro ny Fanahiny izay nirahina hanome fiainana ho an'ireo zava-boahary. # voahary izy ireo Ny fanahin'i Yaveh no nahary azy ireo. # hanavao ny tany indray Ianao "hahatonga ny tany ho feno fiainam-baovao Ianao"