plt_tn/psa/104/029.md

20 lines
573 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manafina ny tavanao
Izany dia midika fa tsy mijery azy ireo na mihaino azy ireo Yaveh. DH: "rehefa tsy mijery azy ireo Ianao" na "rehefa mandingana azy ireo Ianao"
# hody vovoka
Izany dia midika fa simba ny vatan'izy ireo ary tonga ho tany indray. DH: "ho simba ny vatan'izy ireo ka hody amin'ny tany"
# Rehefa mandefa ny Fanahinao Ianao
Izany dia manondro ny Fanahiny izay nirahina hanome fiainana ho an'ireo zava-boahary.
# voahary izy ireo
Ny fanahin'i Yaveh no nahary azy ireo.
# hanavao ny tany indray Ianao
"hahatonga ny tany ho feno fiainam-baovao Ianao"