plt_tn/psa/103/020.md

431 B

manatanteraka ny sitrapony

Izany dia fomba fiteny izay midika fa "manao ny sitrapony." DH: "manao ny sitrapony"

any amin'ny toerana rehetra izay anjakany

"derao any amin'ny toerana rehetra anjakany Izy"

amin'ny fiainako rehetra

"amin'ny tenako rehetra" na "amin'ny fanahiko rehetra." Izany andianteny izany midika fa hidera an'i Yaveh amin'ny fony rehetra izy ary ampiasaina mba hanamafisana ny fanokanan-tenany ho Azy.