# manatanteraka ny sitrapony Izany dia fomba fiteny izay midika fa "manao ny sitrapony." DH: "manao ny sitrapony" # any amin'ny toerana rehetra izay anjakany "derao any amin'ny toerana rehetra anjakany Izy" # amin'ny fiainako rehetra "amin'ny tenako rehetra" na "amin'ny fanahiko rehetra." Izany andianteny izany midika fa hidera an'i Yaveh amin'ny fony rehetra izy ary ampiasaina mba hanamafisana ny fanokanan-tenany ho Azy.