plt_tn/psa/103/020.md

12 lines
431 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manatanteraka ny sitrapony
Izany dia fomba fiteny izay midika fa "manao ny sitrapony." DH: "manao ny sitrapony"
# any amin'ny toerana rehetra izay anjakany
"derao any amin'ny toerana rehetra anjakany Izy"
# amin'ny fiainako rehetra
"amin'ny tenako rehetra" na "amin'ny fanahiko rehetra." Izany andianteny izany midika fa hidera an'i Yaveh amin'ny fony rehetra izy ary ampiasaina mba hanamafisana ny fanokanan-tenany ho Azy.