plt_tn/psa/103/017.md

686 B

mandrakizay doria

Izany midika fa mitohy mandrakizay ny fitiavan'i Yaveh. DH: "hitohy mandrakizay"

ny taranak'izy ireo

"ny taranak'ireo izay manome voninahitra Azy"

Mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro ny fankatoavanao ny fampianarany izy ireo

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy.

Efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra Yaveh

Eto ny fanjakan'i Yaveh ho mpanjaka dia tondroina ho ny "seza fiandrianany." DH: "Efa nandray ny fitoerany any an-danitra izay hanapahany Yaveh" (UDB)

nampitoetra

"nanao"

manjaka ny fanjakany

Eto Yaveh dia tondroina ho amin'ny alalan'ny "fanjakany" mba hanamafisana ny fahefany ho mpanjaka. DH: "manjaka Izy"