plt_tn/psa/103/017.md

24 lines
686 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mandrakizay doria
Izany midika fa mitohy mandrakizay ny fitiavan'i Yaveh. DH: "hitohy mandrakizay"
# ny taranak'izy ireo
"ny taranak'ireo izay manome voninahitra Azy"
# Mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro ny fankatoavanao ny fampianarany izy ireo
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy.
# Efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra Yaveh
Eto ny fanjakan'i Yaveh ho mpanjaka dia tondroina ho ny "seza fiandrianany." DH: "Efa nandray ny fitoerany any an-danitra izay hanapahany Yaveh" (UDB)
# nampitoetra
"nanao"
# manjaka ny fanjakany
Eto Yaveh dia tondroina ho amin'ny alalan'ny "fanjakany" mba hanamafisana ny fahefany ho mpanjaka. DH: "manjaka Izy"