# mandrakizay doria Izany midika fa mitohy mandrakizay ny fitiavan'i Yaveh. DH: "hitohy mandrakizay" # ny taranak'izy ireo "ny taranak'ireo izay manome voninahitra Azy" # Mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro ny fankatoavanao ny fampianarany izy ireo Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. # Efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra Yaveh Eto ny fanjakan'i Yaveh ho mpanjaka dia tondroina ho ny "seza fiandrianany." DH: "Efa nandray ny fitoerany any an-danitra izay hanapahany Yaveh" (UDB) # nampitoetra "nanao" # manjaka ny fanjakany Eto Yaveh dia tondroina ho amin'ny alalan'ny "fanjakany" mba hanamafisana ny fahefany ho mpanjaka. DH: "manjaka Izy"