plt_tn/psa/102/025.md

8 lines
246 B
Markdown

# hiha-antitra izy rehetra
Ny teny "izy ireo" dia manondro "ny tany" sy "ny lanitra"
# tsy hanam-piafarana ny taonanao
Eto Davida dia mamaritra ny halavan'ny fotoana izay haveloman'Andriamanitra ho ny "taonany." DH: "hiaina mandrakizay Ianao"