# hiha-antitra izy rehetra Ny teny "izy ireo" dia manondro "ny tany" sy "ny lanitra" # tsy hanam-piafarana ny taonanao Eto Davida dia mamaritra ny halavan'ny fotoana izay haveloman'Andriamanitra ho ny "taonany." DH: "hiaina mandrakizay Ianao"