plt_tn/psa/102/025.md

246 B

hiha-antitra izy rehetra

Ny teny "izy ireo" dia manondro "ny tany" sy "ny lanitra"

tsy hanam-piafarana ny taonanao

Eto Davida dia mamaritra ny halavan'ny fotoana izay haveloman'Andriamanitra ho ny "taonany." DH: "hiaina mandrakizay Ianao"