plt_tn/psa/102/023.md

499 B

nesoriny ny heriko

Davida mamaritra an'Andriamanitra mahatonga azy ho reraka toy ny hoe zavatra hita maso ny heriny ary azo alàna aminy. DH: "nahatonga ahy ho reraka" (UDB)

ny androko

Ny teny "andro" eto dia manondro ny fiainany. DH: "ny fiainako"

aza esorina aho

Davida mangataka amin'Andriamanitra mba tsy hamela azy hofaty. DH: "aza esorina amin'ny tany aho" (UDB) na "aza avela hofaty aho"

Ianao dia eo manerana ny taranaka rehetra

"manatrika manerana ny taranaka rehetra Ianao"