# nesoriny ny heriko Davida mamaritra an'Andriamanitra mahatonga azy ho reraka toy ny hoe zavatra hita maso ny heriny ary azo alàna aminy. DH: "nahatonga ahy ho reraka" (UDB) # ny androko Ny teny "andro" eto dia manondro ny fiainany. DH: "ny fiainako" # aza esorina aho Davida mangataka amin'Andriamanitra mba tsy hamela azy hofaty. DH: "aza esorina amin'ny tany aho" (UDB) na "aza avela hofaty aho" # Ianao dia eo manerana ny taranaka rehetra "manatrika manerana ny taranaka rehetra Ianao"