plt_tn/psa/102/023.md

16 lines
499 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nesoriny ny heriko
Davida mamaritra an'Andriamanitra mahatonga azy ho reraka toy ny hoe zavatra hita maso ny heriny ary azo alàna aminy. DH: "nahatonga ahy ho reraka" (UDB)
# ny androko
Ny teny "andro" eto dia manondro ny fiainany. DH: "ny fiainako"
# aza esorina aho
Davida mangataka amin'Andriamanitra mba tsy hamela azy hofaty. DH: "aza esorina amin'ny tany aho" (UDB) na "aza avela hofaty aho"
# Ianao dia eo manerana ny taranaka rehetra
"manatrika manerana ny taranaka rehetra Ianao"