plt_tn/psa/102/011.md

20 lines
573 B
Markdown

# Tahaka ny aloka mihalefy ny androko
Davida mampitaha ny fotoany sisa hiainany eto an-tany amin'ny aloka mihalefy. DH: "Fohy tahaka ny aloka hariva izay ho lasa tsy ho ela ny fotoana ahavelomako" (UDB)
# nalazo tahaka ny ahitra aho
Satria miha-osa ny vatan'i Davida ary miha-manakaiky ny fiafaran'ny fiainany izy, mampitaha ny tenany amin'ny ahitra malazo izy. DH: "miha-osa tahaka ny ahitra malazo ny vatako"
# nalazo
maina sy mikentrona
# ho an'ireo taranaka rehetra ny lazanao
"ho fantatra ho an'ireo taranaka ho avy rehetra Ianao"
# laza
fantatr'olona marobe