plt_tn/psa/102/011.md

573 B

Tahaka ny aloka mihalefy ny androko

Davida mampitaha ny fotoany sisa hiainany eto an-tany amin'ny aloka mihalefy. DH: "Fohy tahaka ny aloka hariva izay ho lasa tsy ho ela ny fotoana ahavelomako" (UDB)

nalazo tahaka ny ahitra aho

Satria miha-osa ny vatan'i Davida ary miha-manakaiky ny fiafaran'ny fiainany izy, mampitaha ny tenany amin'ny ahitra malazo izy. DH: "miha-osa tahaka ny ahitra malazo ny vatako"

nalazo

maina sy mikentrona

ho an'ireo taranaka rehetra ny lazanao

"ho fantatra ho an'ireo taranaka ho avy rehetra Ianao"

laza

fantatr'olona marobe