# Tahaka ny aloka mihalefy ny androko Davida mampitaha ny fotoany sisa hiainany eto an-tany amin'ny aloka mihalefy. DH: "Fohy tahaka ny aloka hariva izay ho lasa tsy ho ela ny fotoana ahavelomako" (UDB) # nalazo tahaka ny ahitra aho Satria miha-osa ny vatan'i Davida ary miha-manakaiky ny fiafaran'ny fiainany izy, mampitaha ny tenany amin'ny ahitra malazo izy. DH: "miha-osa tahaka ny ahitra malazo ny vatako" # nalazo maina sy mikentrona # ho an'ireo taranaka rehetra ny lazanao "ho fantatra ho an'ireo taranaka ho avy rehetra Ianao" # laza fantatr'olona marobe