plt_tn/psa/102/005.md

568 B

Tahaka ny sama any an'efitra aho

Mampitaha ny ny tenany manirery amin'ny an'ny sama izy, izay matetika toa irery foana raha tokony ho miaraka amin'ny vorona hafa. DH: "Irery sy tsinontsinoavina tahak ny sama any an'efitra aho"

sama

vorona lehibe mpihinan-trondro

tahaka ny vorondolo any an-tanàna haolo

Ny mpanoratra manohy mamaritra ny maha manirery amin'ny fampitahana ny tenany amin'ny vorondolo ao an-tanàna haolo. DH: "niova ho irery tahaka ny vorondolo ao an-tanàna haolo aho"

vorondolo

Io dia vorona mifoha amin'ny alina. DH: "voron'ny alina"