plt_tn/psa/102/005.md

16 lines
568 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tahaka ny sama any an'efitra aho
Mampitaha ny ny tenany manirery amin'ny an'ny sama izy, izay matetika toa irery foana raha tokony ho miaraka amin'ny vorona hafa. DH: "Irery sy tsinontsinoavina tahak ny sama any an'efitra aho"
# sama
vorona lehibe mpihinan-trondro
# tahaka ny vorondolo any an-tanàna haolo
Ny mpanoratra manohy mamaritra ny maha manirery amin'ny fampitahana ny tenany amin'ny vorondolo ao an-tanàna haolo. DH: "niova ho irery tahaka ny vorondolo ao an-tanàna haolo aho"
# vorondolo
Io dia vorona mifoha amin'ny alina. DH: "voron'ny alina"