# Tahaka ny sama any an'efitra aho Mampitaha ny ny tenany manirery amin'ny an'ny sama izy, izay matetika toa irery foana raha tokony ho miaraka amin'ny vorona hafa. DH: "Irery sy tsinontsinoavina tahak ny sama any an'efitra aho" # sama vorona lehibe mpihinan-trondro # tahaka ny vorondolo any an-tanàna haolo Ny mpanoratra manohy mamaritra ny maha manirery amin'ny fampitahana ny tenany amin'ny vorondolo ao an-tanàna haolo. DH: "niova ho irery tahaka ny vorondolo ao an-tanàna haolo aho" # vorondolo Io dia vorona mifoha amin'ny alina. DH: "voron'ny alina"