plt_tn/psa/102/003.md

568 B

Mandalo tahaka ny setroka ny androko

Eto ny "androko" dia manondro ny fiainan'ny mpanoratra ary ny hevitry ny "setroka" dia zavatra manjavona malaky. DH: "mandalo malaky ny fiainako"

mandoro tahaka ny afo ny taolako

Eto ny mpanoratra dia manondro ny "vatany" ho toy ny "taolana." DH: "mahatsiaro tahaka may ny vatako"

Torotoro ny foko

Eto ny mpanoratra dia manondro ny tenany toy ny "fo." DH: "Anaty famoizam-po aho"

tahaka ny ahitra malazo aho

Izany dia fomba iray hafa hamaritana ny famoizam-pony. DH: "mahatsiaro tena maina toy ny ahitra malazo aho"